"centralauth-merge-dryrun-complete":"Afaka ampiraisana ho azy ny kaonty rehetra misy !\n\nTsy mbola misy fanovana eo amin'ny kaontinao.",
"centralauth-merge-dryrun-or":"'''na'''",
"centralauth-merge-home-password":"Manana tenimiafina samihafa amin'ny tenimiafinao ny wiki renin'ireo kaonty voalisitra eo ambany ireo.\nAtsofohy ny tenimiafina ampiasaina eo amin'ny wiki reniny.",
"centralauth-merge-no-accounts":"Tsy nahitana ny kaonty miady amin'ny anaranao teo amin'ny tabilao fikarohana kaonty !\nMety misy zavatra tsy miady eo amin'ny banky angona.",
"centralauth-merge-notlogged":"<span class=\"plainlinks\">[$1 Midira]</span> azafady mba ho fantatra ny fahatokanana ny kaontinao.",
"centralauth-merge-step1-detail":"Atsofohy eto ny tenimiafin'ny kaontinao.\nHo ampitahaina amin'ny kaonty mitovy anarana eo amin'ny wiki hafa ny tenimiafina ary ny adiresy imailakao.\nTsy hanova na inona na inona ny mpampiray kaonty raha tsy voamarinao fa milamina ny eo amin'ireo kaonty ireo.",
"centralauth-merge-step1-title":"Fanombohana ny fampiraisana ny kaonty",
"centralauth-merge-step2-submit":"Marinana ny fampahalalana mikasika ny fidirana",
"centralauth-merge-step3-detail":"Vonona hamorona kaonty ampiraisana ianao, eo amin'ireo wiki ireo :",
"centralauth-merge-step3-submit":"Hampiray ny kaonty",