"visualeditor-annotations-extended-documentation":"Nohalavaina ity elanelana fanamarihana ity satria tsy voapetraka tsara ny votoaty nofefeny. Soso-kevitra ny hanamarinana fa voapetraka tsara ny votoaty voamarika alohan'ny hanovana azy; raha tsy izany, mety ho lehibe kokoa noho ny nampoizina ny elanelana voamarika.",
"visualeditor-autosave-modified-prompt-accept":"Hanohy ny fanovana",
"visualeditor-autosave-modified-prompt-message":"Nisy nanova ity pejy ity hatramin'ny nampidinanao azy farany. Tianao ve ny hanohy ny fanovanao tamin'ny kinova taloha, sa hanomboka fanovana vaovao amin'ny kinova farany indrindra?{{GENDER:}}",